|
|
|
|

Entrée1  ambana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika
Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [1.1]
Explications en anglais  4  menacing gestures with the hand or arm. [1.2]
Explications en français  5  Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé) [1.3#26]
Exemples  6  Ny ambana ihany no mafy. [2.4#50]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  18 ambana, 19 manaba

Mis à jour le 2025/09/19