|
|
|
|

Teny iditra1  fanambanana
Fototeny  2 ambana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 L’action de menacer, la menace, l’instrument. [1.3#26]
Ohatra  5  Raha esorinao tsy ho eo aminao intsony ny jioga, ny fanambanana sy ny teny manala baraka; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12