|
|
|
|

Teny iditra1  ambanana
Fototeny  2 ambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be pretended to be struck at. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt). [1.3#26]
Ohatra  7  Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy. [2.436]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ambanana, 14 mañabaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02