Entrée (1/2) | 1 manambana |
Radical | 2 ambana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [mañambaña]
manambana [Tambahoaka]
[1.78] 5 Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý [1.1] |
Explications en anglais |
6 to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. [1.2] |
Explications en français |
7 menacer, frapper, atteindre [1.3] |
Exemples |
8 Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo.
[4.27]
9 fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. [2.996] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 manambàna |
Radical | 15 ambana |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manambana [Liste complète] |
Anagrammes | 17 manambana, manambàna, 18 mananamba |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |