|
|
|
|

Teny iditra 1  aloha
Fototeny  2 loha
Sokajin-teny  3  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  24 Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa
25 Homeko valisoa izay mahavaly aloha
26 (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo
27 (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 before [1.2, 1.7]
29 previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  30 first [1.3, 1.7]
31 avant [1.8, 1.13]
32 au devant; auparavant [1.8]
33 antérieur, devant [1.13]
Voambolana  34  Fotoana 35  Toerana
Tohi-kevitra  36 aoriana
Fikambanana  37  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how aloha

Fivaditsoratra  aloha, 38 haola, 39 hoala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22