|
|
|
|

Teny iditra1  angaloha
Fototeny  2 aloha
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 akaloha. [1.1]
5 Fitenenana fanaon' ny ankizy, mitovy amin' ny hoe aoka aloha: Andraso angaloha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 First, before, previously, in the meantime: Aoka angaloha (Wait in the meantime). [1.2]
Ohatra  7  Andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [1.251#lasanialohalalana]
8  Andeha samy mody angaloha, ento mody mandry izany teny izany! [2.298#]
Tovy hevitra  9 akaloha
Kamban-teny rehetra  10 aoka angaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09