|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 taloha |
| Singan-teny | 2 t~, 3 aloha |
| Sokajin-teny | 4 ny lasan' ny mpampiankin-teny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe.
6 Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 before, formerly, former..
[1.2] 8 before. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 avant (temps passé).
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha.
[2.4]
11 taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [2.117] |
| Voambolana | 12 Fotoana |
| Mpanahaka | 13 fahagola, 14 fahagolantany, 15 fahiny, 16 fahizay, 17 fahizany, 18 tanyambadikimanareza |
| Teny iditra (2/2) | 19 taloha |
| Fototeny | 20 aloha |
| Sokajin-teny | 21 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 formerly.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 autrefois.
[1.8] |
| Voambolana | 24 Fotoana |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 talaho, 27 taloha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|