|
|
|
|

Teny iditra1  mihakeky
Fototeny  2 akeky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Devenir proche. [1.3]
Ohatra  5  Aoka hihakeky sy ho tanteraka ny didin' Ilay Masin' Israely, ka hahafantarantsika! [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  9 mihakaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12