|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 akata
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bozaka [Taimoro, Tanala, Tanosy]
ahitra [Bara, Tanala, Tanosy]
karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Taimoro]
vilona [Bara]
forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Tanala] [1.78]
4 Lobolobona hazo madinika
Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1]
5 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a grass used for forage [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 savane arbustive [1.13]
8 Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). [Sakalava]
 : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Taisaka] [1.196]
Ohatra  9 Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508#126]
10 Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54]
Voambolana  11 Haizavamaniry
Mpanahaka  12 ahitra, 13 bozaka
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)15 akata
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 rice in the husk [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 riz dans son enveloppe [1.3]
Voambolana  20 Haizavamaniry 21 Toe-karena: fambolena
Tsipelina hafa  22akatatra

Teny iditra (3/4)23 akata
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 akalana vay [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)26 akata
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 ravin-kazo mandady amin'ny tany [Masikoro] [2.606#151]

Fivaditsoratra  29 akata, 30 Atàka, Ataka, ataka, 31 Kaata

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03