|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bozaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 vast in number, a multitude, a large mass.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 abondance, multitude.
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 5 bozaka |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Anarana ilazana ny karazan' ahitra ankapobeny: Lasa naka bozaka hatao kitay i Soa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a grass. Andropogon gryllus, L..
[Betsileo]
[1.2] 9 dried grass, which is used as fuel. [1.2] 10 coarse grass; grass roofing. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 nom générique des herbes.
[1.3] 12 herbe; toiture de chaume. [1.8] 13 Nom général des Graminées à chaumes durs résistants, employé à la confection des toitures. On appelait trano-bozaka (maison de chaume), la hutte très sommaire où étaient déposés jadis les enfants nés sous le signe d'adaoro (le taureau). On mettait ensuite le feu à cette hutte et la mère devait se précipiter pour arracher son enfant aux flammes ; après quoi, il était exorcisé. Par extension, tout ce qui croît en multitude par exemple l'expression bozaka aman'ahitra (littéralement : le chaume et l'herbe) désigne la populace, la foule, avec une nuance péjorative. Sont plus précisément connus sous ce nom les espèces de Graminées suivantes :. 14 Arundinella nepalensis Trin., Andropogon eucomus Nees ; Aristida adscensionis L. (Poaceae).. [Merina] 15 Imperata arundinacea Cirillo Nom illégitime = Lagurus cylindricus L. (Poaceae). [Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
16 Tapahina ny hazo sy ny bozaka.
[2.445]
17 Ny lavaka nasiana azy, nasiana bozaka. [2.606] 18 Nanivatsiva tany anaty bozaka tany izy ireo. [2.442] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: ahitra |
| Mpanahaka | 20 ahitra, 21 akata |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 Azboka, 25 bozaka, 26 zaboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|