|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 afina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra.
[1.1] [2.588#] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret..
[1.2] 5 concealment. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent).
[1.3] |
| Ohatra |
7 Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588#]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 27 afina |
| Fototeny | 28 fina |
| Sokajin-teny | 29 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 Used of that pressed close, as the nose in being blown.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 35 afina, 36 anifa, 37 fania, 38 fiana, fi~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|