Entrée (1/3) | 1 loza |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 10 55 mots contenant loza |
Explications en malgache |
11 [1.1] Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena 12 [1.13] voina mihatra tsy ampoizina |
Explications en anglais |
13 [1.7] calamity, danger |
Explications en français |
14 [1.8] calamité, danger 15 [1.13] accident |
Exemples |
16 [2.499] loza loatra re io vola io! 17 [2.472] Ny olona aza no tena loza. |
Analogues | 18 antambo, zo, voina, angano, angano latsaka, faisana, fahonana, sampona, tambàna, tra-doza, tra-boina, idirandoza, iharan-doza, idiran' angano, mahita angano, fohehatra, voan' ny patsa iray tsy omby vava, voan' ny tain' akoho mahalavo, sendra ny mangidy tsy telina, mampidi-doza, mamohehatra, mampiditra angano, mamoa-tsampona, mahatsiravina |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot loza |
Entrée (2/3) | 20 loza |
Partie du discours | 21 adjectif |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
23 [1.78] [Bezanozano]
masiaka 24 [1.1] Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka |
Explications en anglais |
25 [1.7] angry, fierce, frightful |
Explications en français |
26 [1.8] cruel, intraitable, dangeureux |
Entrée (3/3) | 27 Loza |
Partie du discours | 28 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en français |
29 [1.11] fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango |
Vocabulaire |
30 Géographie: rivières, lacs |
Anagrammes | 31 lazo, Loza, loza |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |