|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 zo- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe zotra |
| Teny iditra (2/6) | 3 zo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 civil rights; the right to do something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 droits civiques
[1.8] 8 droit [1.13, 1.5] |
| Ohatra |
9 Manana zo feno ny zaza raha vao teraka
[2.445#]
10 Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Lalàna |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 16 zo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 haja amam-boninahitra, laza soa
19 hasina: zoko ny anajanao ny firazanako. / mizaka ny zom-pirenena malagasy aho 20 tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, " [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 renown, fame
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 célébrité
[1.3, 1.8] 23 honneur [1.3, 1.5] 24 renommée, réputation 25 bonheur, chance heureuse, bonne fortune [1.3] 26 renom 27 promesses de l'avenir [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 manan-jo |
| Teny iditra (4/6) | 31 zo |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 to be afflicted, to suffer
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige
[1.3] 36 qu'on afflige, qui souffre [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 45 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 46 tamin-jo |
| Teny iditra (5/6) | 47 Zo |
| Sokajin-teny | 48 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Kamban-teny rehetra | 49 Andriamampianina Zo |
| Teny iditra (6/6) | 50 Zo |
| Singan-teny | 51 zo |
| Sokajin-teny | 52 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
53 Andriamanantena Georges |
| Mpanonta printy |
1989. |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|