Entrée mandoza (loza)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka
¶ Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy
¶ Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to do evil; to signal a coming calamity [Hallanger 1973]
Définition française faire le mal; présager un malheur [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandoza
nandoza
handoza
mandozà
Citations 

Entrée mandoza
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] manambady havana [Rakotosaona 1975]

Entrée mandoza
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanosy] maka ankeriny (vehivavy) [Rakotosaona 1975]

Entrée mandozà (loza)
Partie du discours impératif du verbe actif mandoza [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2012/05/15