|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiantsonana
Radical  2  antsona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [fiantsoñana] fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka] [1.78]
5  Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1]
Explications en anglais  6  a landing-place, a port, a harbour. [1.2]
7  a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7]
Explications en français  8  Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8]
9  le quai [1.3#57]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  13  Navigation
Synonymes  14  fitodiana, seranana

Entrée (2/2)15  Fiantsonana
Mots élémentaires  16  fiantsonana
Partie du discours  17  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  18  Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#]
Vocabulaire  19  Géographie: agglomérations

Anagrammes  20 fiantsonana, Fiantsonana, 21 ifantsonana

Mis à jour le 2025/09/19