Index

Proverbes : sonina

Proverbe 1Efa zatra nahazo, ka rivotra avy avaratra avy no nanjairana sonina hahasiam-balala. [2.558 #1026]

Proverbe 2Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [2.165]

Index