|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrivotra |
| Fototeny | 2 rivotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
5 Mihazakazaka mafy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be windy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 venter
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 mandrivo-maina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mandrivotra, 13 mandrovitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|