|
|
|
|

Teny iditra1  zatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita
4 Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra
5 Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 accustomed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 habitué; apprivoisé [1.3#869, 1.8]
8 Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé [1.3#869]
Ohatra  9  Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4]
10  Efa zatra namboly ihany izy. [2.356]
11  Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  36  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09