Index

Proverbes : sasa-poana

Proverbe Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna akory. [Houlder 1895]
Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna rahoviana! [Rinara 1974 #3860]
Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna tsy akory. [Cousins 1871]
Traduction française Vous vous fatiguez pour rien en préparant un champ auprès d' un village que vous n' habiterez jamais. [Houlder 1895]

Proverbe Sasa-poana ny olona tsy mihevitra. [Veyrières 1913 #6153]
Traduction française Les personnes qui ne réfléchissent pas se fatiguent inutilement. [Veyrières 1913 #6153]

Proverbe Sasa-poana ohatra ny akoho mikotri-borona, valaky ny tsy ho an' ny tena. [Abinal 1888]
Traduction française Fatigué inutilement, comme une poule couvant des oeufs de canard. [Abinal 1888]
Interprétation française Elle s'épuise pour des petits qui ne la suivront pas. [Abinal 1888]

Proverbe Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [Rajemisa 1985]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [Rinara 1974 #4789]
Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [Cousins 1871]
Interprétation malgache Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [Rajemisa 1985]

Index