Index

Proverbes : potsitra

Proverbe Boka misambo-balala : mahazo ihany fa potsitra. [Rinara 1974 #62]
Sambo--balalan' ny boka mahazo ihany fa potsitra. [Rinara 1974]
Sambo--balalan' ny mondry mahazo ihany fa potsitra. [Rinara 1974]

Proverbe Fotsy ny volo, adidin' ny loha. [Veyrières 1913 #1812, Rinara 1974 #1207, Cousins 1871 #985]
Potsitra ny maso adidin' ny loha. [Veyrières 1913 #6246, Rinara 1974 #3495, Cousins 1871 #2600, Nicol 1935]
Potsitra ny maso: adidin' ny loha; fotsy ny volo: adidin' ny loha; banga ny nify: adidin' ny loha. [Rajemisa 1985 #22]
Interprétation malgache Ny loham-pianakaviana, ny mpitondra no manana ny tsiny amin' ny fahavoazan' ny olona entiny avy. [Rajemisa 1985 #22]
Traduction française Les cheveux blanchissent : c' est la faute de la tête. [Veyrières 1913 #1812]
Si l’oeil est crevé, à la tête d’y pourvoir. [Nicol 1935 #18]
Si l' oeil est crevé, c' est la faute de la tête, qui aurait dû faire attention. [Veyrières 1913]

Proverbe Maty an-dazony hoatry ny valala nosamborim-boka. [Veyrières 1913 #2009]
Maty an-dazony, ohatra ny valala nosamborim-boka. [Cousins 1871]
Maty an-dazony, tahaka ny valala samborim-boka. [Rinara 1974 #2200]
Matimaty foana tahaka ny valala samborim-boka. [Rinara 1974 #144]
Maty tsy amin' ny antony (potsitra) toy ny valala nosamborim-boka. [Rinara 1974 #2205]
Traduction française Mourir d' une mort violente comme la sauterelle saisie par le lépreux. [Veyrières 1913 #2009]
Interprétation française Il l' écrase de ses mains difformes et maladroites. [Veyrières 1913 #2009]

Index