Index

Proverbes : omana

Proverbe Afo mongo: omana anatiny. [Samson 1965 #A9]

Proverbe Aza manahy tavy tsy may, fa mbola omana ny afo. [Samson 1965 #A116]

Proverbe Mambely voangy tsy manan-tanty : omana am--potony. [Samson 1965 #M74]

Proverbe Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [Samson 1965 #M46]

Proverbe Mandremby manan-tohotra : tsy mahazo ny an’ ala, omana ny an-tanàna. [Samson 1965 #M70]

Proverbe Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [Samson 1965 #M94]

Proverbe Omana atodim-borona tsy hita reny : mbola ho sendra raha sandrana. [Samson 1965 #O24]

Proverbe Omana ny manan-tsoroka : sosoa rano tsy azo tamoina. [Samson 1965 #O25]

Proverbe Tavolo ala : velon-tsy omana. [Samson 1965 #T53]

Proverbe Tintely sabadiana : tsy mahazo an’ ala, omana ny an-tanàna. [Samson 1965 #T72]

Proverbe Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [Samson 1965 #T166]

Index