|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18  tanty
Sokajin-teny  19  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  20 Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany.
21 Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 endured. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 qu'on supporte. [1.8]
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09