| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : matimaty | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Valala samborim-boka : na tsy afak' aina eo no ho eo aza, dia.  [2.415] Maty an-dazony hoatry ny valala nosamborim-boka. [2.415 #2009] Maty an-dazony, ohatra ny valala nosamborim-boka. [2.653] Maty an-dazony, tahaka ny valala samborim-boka. [2.558 #2200] Matimaty foana tahaka ny valala samborim-boka. [2.558 #144] Maty tsy amin' ny antony (potsitra) toy ny valala nosamborim-boka. [2.558 #2205] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Sauterelles prises par un lépreux, si elles ne sont pas mortes sur le coup. [2.415] Mourir d' une mort violente comme la sauterelle saisie par le lépreux. [2.415 #2009] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Se disait des gens qui manquaient de délicatesse et d' adresse.  [2.415] Il l' écrase de ses mains difformes et maladroites. [2.415 #2009] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Matimatim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan'  ny sotro.  [2.558] Matim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro. [2.165 #1710, 2.974 #448, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza izay maimay hanao zavatra ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory  [1.1] Enti-milaza ny fahavoazana ateraky ny saina tsy ampy ka maimay mitsoboka atsy sy ary. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Aveuglé par l’amour, comme la mouche qui plonge avant la cuiller. [2.974 #448] Mourir par excès d' affection comme la mouche qui se jette dans un liquide avant que la cuillère y pénètre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Il s' agit d' un liquide brûlant, du lait ou de la sauce, par ex., dans lequel la mouche se jette et périt. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |