|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitia |
| Fototeny | 2tia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'affection [1.3] 6 amour [1.5] |
| Ohatra |
7 hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia;
[2.298]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 fiita, 14 fitia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|