|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : kibay

Ohabolana 1Sady tsy ho kibay no tsy ho fively. [2.415 #1700]
Dikanteny frantsayVous ne serez ni bâton, ni maillet. [2.415 #1700]
Fanazavana frantsayVous ne serez bon à rien. [2.415 #1700]

Ohabolana 2Sandry mihambo akanjo, kibay mihambo omby. [2.415 #5876, 2.558 #251, 2.653 #2860]
Dikanteny frantsayLe bras prétend à une manche de vêtement, le gourdin appelle un boeuf. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des désirs. [2.415 #5876]

Ohabolana 3Tsy miady, tsy miady, kanjo ny kibay eny an-kelika ihany. [2.974 #394, 2.653]
Dikanteny frantsayCrier : " Paix, paix ", alors qu’on a le gourdin sous l’aisselle. [2.974 #394]

Fizahan-teny