|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kibay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Langilangy fohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cudgel, so called, it is said, because it wounds. [1.2]
5 a cudgel, a club, a stick. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bâton.. [Tankarana] [1.19]
7 bâton. [1.8]
Tovy hevitra  8 kobay
Kamban-teny rehetra  9 tsy kibay tsy fively
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  kibay
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny tety. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 abcès syphilitique. [1.54]
Voambolana  15  Fahasalamana
Mpanahaka  16  baivonto, 17  kifongo, 18  vaivonto

Fivaditsoratra  19 biaky, 20 kibay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09