Index

Proverbes : fiarovana

Proverbe Tsy misy be fiarovana tahaka ny ondrindrano : tsirika telo, antsibe iray, nefa raha azon’ ny tandroho mitogaga. [Cousins 1871 #3512]
Tsy misy be fiarovana toy ny ondrindrano, fa tsirika telo, antsibe iray nefa mitolagaga raha voafaokan' ny tandroho. [Rinara 1974 #4706]

Index