|
|
|
|

Teny iditra 1  telo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2]
5 three [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 trois [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  7 3
8 III [3.1]
Ohatra  9  Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [2.131]
10  Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 83 misy io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny isa
21  Fifanampiana
22  Fampitomboana
Lahatsoratra  23 Andriamihaja: Fanisana vaovao 24 Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07