|
|
|
|

Teny iditra1  fiarovana
Fototeny  2 aro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 a protection. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 protection, défense. [1.8]
6 protection, prévention, défense, préservation, sécurité.
7 prophylaxie. [1.13]
Ohatra  8  Tsy misy fiarovana angaha ny tranomaizina? [2.472#]
9  Ary izahay mpanao fiarovana, fa any ny tompony! [2.298#132]
Voambolana  10  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: fiarovana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 fariovana, 15 fiarovana, 16 fivoarana, 17 voafirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09