|
|
|
|

Teny iditra1  antsibe
Singan-teny  2 antsy, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78]
6 Antsy lehibe azo ampiasaina ho toy ny famaky fikapana hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a cleaver [1.2, 1.7]
8 An axe, a bill-hook, a hatchet. [1.2]
9 a bush knife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 grand couteau qui peut servir de hâche [1.3, 1.8]
Voambolana  11  Fitaovam-piasana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  antsibe, 13 tsibeña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17