Index

Proverbes : fanotrehana

Proverbe Manary dia ny fisaorana, ka manakotrika akoho mbola manatody. [Cousins 1871 #1568, Veyrières 1913]
Manary dia ny fisaorana ka mitady fanakotrehana akoho. [Rinara 1974]
Manary dia ny fisaorana ka mitady fanaronana akoho. [Veyrières 1913, Rinara 1974]
Manary dia ny fisaorana, ka mitady fanaronan’ akoho. [Cousins 1871 #1569]
Matahotra ny hisaorana hianao ka mitady ny fanakotrehan' atody. [Veyrières 1913]
Matahotra ny hisaorana hianao ka mitady ny fanotrehan' atody. [Houlder 1895 #1829]
Matahotra ny hisaorana, ka sady mitady fanakotrehana akoho no indroa mandrotsa-bilon' omby ao am-pahitra. [Rinara 1974 #2164]
Traduction française Chercher à éviter le divorce en allant chercher de quoi couvrir une poule qui va pondre. [Veyrières 1913 #5452]
Chercher à éviter le divorce en allant faire couver une poule qui pond encore. [Veyrières 1913 #5451]
Craignant d' être divorcée, vous vous occupez de la poule qui couve ses œufs. [Houlder 1895]
Vous redoutez le divorce et voilà pourquoi vous soignez la poule qui couve. [Veyrières 1913 #1380]
Interprétation française Chercher à se rendre nécessaire. [Veyrières 1913 #5451]
La femme qui redoutait le divorce montrait de l'empressement au travail. [Veyrières 1913 #5452]
Vous cherchez à vous faire bien voir. [Veyrières 1913 #1380]
Vous cherchez à vous rendre indispensable, pour éviter d' être renvoyée. [Houlder 1895]

Proverbe Tsy misy nanao soa ohatra ny fandrahoam-bary ; fa raha vaky, nanotrehana akoho. [Cousins 1871]
Tsy misy nanao soa toy ny fandrahoam-bary, fa nony vaky nanotrehana akoho. [Rinara 1974 #4739]
Tsy nisy nanao soa ohatra ny vilany, fa raha vaky, natao fanotrehana akoho. [Houlder 1895]
Traduction française Personne n' a fait autant de bien qu' une marmite, car lorsqu' elle fut brisée, on s' en servit encore pour y mettre couver la poule. [Houlder 1895]

Index