Index

Proverbes : bitika

Proverbe Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina. [Samson 1965 #T61]
Tentèña ambenan' akoma: raha bitika be raha miambina. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Tsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. + Akoma: bibilava goaibe. [Houlder 1895]

Proverbe Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña, fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [Houlder 1895]

Index