Entrée | liana | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1] | |||
Explications en anglais | Strongly desiring something; impatient [1.7] | |||
Explications en français | Avide, impatient [1.8] | |||
Vocabulaire | Emotions | |||
Dérivés |
| |||
Mots composés |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot liana | |||
Anagrammes | alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Mis à jour le 2023/06/16 |