|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  laina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy fahazotoan-komana.
4 Tsy faharisihana hanao zavatra, hakamoana, fidonanaham-poana: Ny zoto ahandroana, ny laina itonoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 laziness, idleness, sluggishness. [1.2]
6 laziness, idleness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 paresse. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14 manaran-daina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  laina
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (de laina dans le sens de : sans appétit, qui n'a envie de rien . allusion aux propriétés anorexiantes). Clerodendrum incisum Klotzsch (Lamiaceae). Le fait de mâcher les rameaux fait disparaître les sensations de faim. Feuilles fraîches utilisées en teinturerie : après les avoir contusées, on les fait bouillir. On recueille le jus et on le concentre une demi-heure. Donne une couleur rouge orange. En ajoutant des cendres, la teinte subit un virage vers le rouge sombre.. [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  20 laimbendro
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 Alain, 22 alina, 23 anila, 24 ilana, 25 laina, 26 lania, 27 liana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09