|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lian-tsofina |
| Singan-teny | 2 liana, 3 sofina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avide d'entendre, curieux de nouvelles
[1.3#404] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|