|
|
|
|

Teny iditra1  zavamananaina
Singan-teny  2 zavatra, 3 manana, 4 aina
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [zava-mananaina] 7 a living thing, an animal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zava-mananaina] 8 être vivant; animal [1.8]
Ohatra  9  Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; [2.59#]
10  Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; [1.406#]
11  Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. [2.424#]
Tovy hevitra  12 zavamiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12