| Entrée | 1 votsa |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 miadam-panao zavatra [Bara]
[1.78] 4 [vôtsa] milasilasy, miadana [Bezanozano] [1.78] 5 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana Miadana: Votsa fandeha [1.1] |
| Explications en anglais |
6 clumsy, clownish [1.7] |
| Explications en français |
7 lent, lourd [1.3, 1.8] 8 lambin [1.3] 9 malhabile, maladroit [1.8] |
| Exemples |
10 Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy;
[2.59]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 14 5 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 15 votsavotsa |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|