| Entrée | 1 vorontsiloza |
| Mots élémentaires | 2 vorona, 3 tsy, 4 loza |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
6 Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza [1.1] |
| Explications en anglais |
7 turkey [1.7] |
| Explications en français |
8 dinde [1.54] 9 dinde, dindon [1.8] |
| Exemples |
10 Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza.
[2.332#]
11 Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#] 12 Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy. [2.69#] |
| Vocabulaire | 13 Zoologie: oiseaux |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|