|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 vona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a knot, a bow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 noeud.
[1.3, 1.8, 1.13] 6 boucle. [1.13] 7 noeud, à une corde, à un mouchoir, etc.. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 20 vona |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 tarimo na atoditariana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 ganglion.
[1.13] |
| Voambolana | 24 Haiaina |
| Teny iditra (3/5) | 25 vona |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 nom d'un charme censé protéger l'amour ou l'amitié entre deux personnes (équivalent de Odi-fitia).
[1.196] |
| Voambolana | 28 Finoana |
| Teny iditra (4/5) | 29 vona |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Participe actif d'une drogue ; pigment d'une plante tinctoriale. Ce qui constitue le principe, l'essence, au sens abstrait, comme au sens concret..
[1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Teny iditra (5/5) | 33 vona |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[voña]
35 anaran-kazo mamoa.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Antidesma petiolare Tul. (Phyllanthaceae). Nom relevé par Leandri et Faublée..
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 38 vano, 39 vona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|