|
|
|
|

Teny iditra1  famonana
Fototeny  2 vona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanasiana vona. [1.1]
5 fanaovana vona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 bouclage. [1.13]

Fivaditsoratra  7 famanona, 8 famonana, 9 fanomana, 10 manafona, 11 manofàna, manofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09