| Entrée | 1 voatsinjo |
| Radical | 2 tsinjo |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 regardé en bas au loin sur qui on a veillé [1.3#780] |
| Exemples |
6 Anisany voatsinjo tamin' izany fa homena fanampiana avy amin' ny Fanjakana arakaraka ny fiorenany izay tombanana amin' ny alalan' ny fananany olom-boafidy amin' ny ambaratonga samihafa ny antoko politika.
[4.27#2006/02/17]
|
| Synonymes | 7 tsininjo |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|