|
|
|
|

Teny iditra1  tsinjo
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny.
4 hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso.
5 Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Aperçu, regardé de haut en bas, au loin: Tsinjoko eny an-tsaha ny ombiko (J’aperçois mes bœufs dans la campagne) ~ Tsinjoko teny an-dalambe izv ilay efa maizimaizina iny ny andro (Je l’ai aperçu sur la route à l’entrée de la nuit). [1.3#780]
Ohatra  7  Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09