| Entrée | 1 voasaraka | 
| Radical | 2 saraka | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   qu’on a séparé [1.3#579] | 
| Exemples | 6   Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra.
[2.503#10] | 
| Synonymes | 7 sinaraka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |