|
|
|
|

Entrée1  voalohany
Radical  2  aloha
Partie du discours  3  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  4  Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona
Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1]
Explications en anglais  5  the first in the ordinal numbers. [1.2]
6  first, the first [1.7]
Explications en français  7  premier [1.3#843, 1.8]
8  premièrement
qui est en tête [1.3#843]
9  le premier
en premier lieu [1.8]
Exemples  10  Izany no hatao voalohany indrindra. [2.324]
11  - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Tous les mots composés  14  14 combinaisons de voalohany

Mis à jour le 2025/09/12