Entrée | 1 vikina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina [1.1] |
Explications en anglais |
4 a jump, a leap [1.7] |
Explications en français |
5 saut [1.20] 6 saut, bond [1.8] |
Exemples |
7 Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra:
[2.4]
8 Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 31 vokina, vokona |
Proverbes | 32 Proverbes contenant le mot vikina |
Anagrammes | 33 ankivy, 34 kivina, 35 vañiky, 36 vikina, 37 vinaky |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |