|
|
|
|

Teny iditra1  fivikinana
Fototeny  2 vikina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Ilana tanfaka ay halavana ny fivikinana.
5 Fitsipahana, fipihana: Ny fivikinan' ny sahona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12