|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivikina |
| Fototeny | 2 vikina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mivikina, izany hoe mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray: Hafa kely ny fivikin' ny sahona.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|