|
|
|
|

Teny iditra1  velezo ny vy dieny mafana
Singan-teny  2 velezo, 3 -ny, 4 vy, 5 dieny, 6 mafana
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 hararaoty ny fotoana tsara hanaovan-javatra [1.1]
Ohatra  9  Velezo ny vy dia ny mbola mafana (Battez le fer quand il est chaud) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12