|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dieny |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 while yet, during the time that
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pendant que, alors que
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana?
[2.528#]
7 Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany. [2.472#] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|