|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vazivazy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ
4 Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 joking, horseplay
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 jeu, plaisanterie; moquerie
[1.8] |
| Ohatra |
7 vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina!
[2.324]
8 Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471#28] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 26 akisakisabe, 27 ala hamohamo, 28 ariralahy, 29 ariravavy, 30 fanory, 31 haikaika, 32 hatsikana, 33 hatsikana, 34 hotsohotso, 35 kapotsaka, 36 katsikana, 37 kihanihany, 38 kilalao, 39 kivalavala, 40 kivazivazy, 41 mpananihany, 42 mpiaingiaingy, 43 mpiangano, 44 safary, 45 sangy mihoatra ny loha, 46 sangisangy, 47 sangisangy zary tenany, 48 somonga, 49 tsihanihany, 50 vosobosotra |
| Fivaditsoratra | vazivazy, 51 vizaviza |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|